FANASANA FETIM-PIRENENA!
12.06.2009

Ny Ambasadaoron’ny Repoblikan’i Madagasikara
Eloi A. Maxime DOVO sy Ramatoa vadiny,
dia faly manasa anao hiaraka hankalaza ny fitsingerenan’ny faha-49 taona ny Fahaleovantenan’i Madagasikara, izay hatao ny 27 jiona 2009 ao amin’ny Ambasady Malagasy, manomboka amin’ny 01 ora antoandro.
Toerana fidirana:
33, Prechistenskaya naberezhnaya,
Mosko – Rosia.
Tel: (495) 695 28 92
Fax:(495) 695 28 54


