SARY T@ 27 JIONA 2009
9.07.2009
RY MPIRAY TANINDRAZANA MALALA!
EFA AZO JERENA => ATO! IREO SARY IZAY ANANANTSIKA. SARY T@ FANKALAZANA NY FETIM-PIREENENA IZAY NATAO TATY MOSKO (ROSIA)
MISAOTRA TOMPOKO!
Tamin'io 27 jiona io koa dia nisy "Festival Ethno-Raeggae muisic" izay nokarakarain'ny "AFRO PLUS"! Izay tonga tao @ ambasady dia samy nomena fanasana t@ izany. Koa raha te-hijery ny sary t@ izany isika dia tsindrio ato!


